Adam Grosser dia hiresaka amintsika tetikasa fanamboarana vata fampangatsiahana tsy mampiasa herinaratra, ary hamatsy io fitaovana io amin'ireo tanàna sy ireo hopitaly samihafa eto an-tany. Avy amin'ny fandalinana teknolojia efa taloha be tany, dia nahaforona fitaovana mandeha izy.

